|
|
|
|

Entry1  akanga sisa nanamborana
Elementary words  2  akanga, 3  sisa, 4  anamboarana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay [1.1]
Explanations in French  7  les survivants, les rescapés [1.5]
Analogs  8  tapa-porohana sisa tsy may

Updated on 2025/09/12